Entry | 1 vaky barara |
Elementary words | 2 vaky, barara |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] voapotsitra ka miseho miharihary ny ratsy na ny lainga natao; menatra fa hita na naseho miharihary ny hadisoana nafenina, vaky lainga Jereo bantsilana |
Explanations in English |
5 [1.7] confounded by the evidence |
Explanations in French |
6 [1.8] mis à découvert |
Examples |
7 [2.587] vaky barara ny laingany! 8 [2.470] Naka aina kely Ravokatra ary vaky barara ka nilaza tamin-pahatsorana hoe: Ny hakamoabenao re, raha tianao ho fantatra. |
Anagrams | 9 vakibarara, vaky barara |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |